| Entry | 1 famavany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny tonon' ny taolana na zavamaniry
[1.1] 4 Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena [2.285] |
| Explanations in English |
5 A joint, the articulation of the limbs.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 Les articulations, les joints, les noeuds des tiges
[1.3#141] |
| Examples |
7 Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra.
[2.996#]
|
| Vocabulary | 8 Biology 9 Botany: (in general) |
| All compound words | 10 olona tsy misy famavany |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|