Entry famaranana (farana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
Famitana, fanaperana [1.1]
Explanations in English A smoothing-knife
The final declaration about business that has been done. [1.2]
 The end or finishing of something; the act of smoothing [1.7]
Explanations in French La terminaison [1.3]
 La fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3]
 Action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8]
 Terminale [1.66]
Examples 
1Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra. [2.245]
2Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606]
Morphology 
Simple : famaranana, famaranako, famarananao, famaranany, famaranantsika, famarananay, famarananareo, famaranan', famaranan-, famaranam-, famarana-
Prefixed : -pamaranana, -pamaranako, -pamarananao, -pamaranany, -pamaranantsika, -pamarananay, -pamarananareo, -pamaranan', -pamaranan-, -pamaranam-, -pamarana-
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11