Entry famarafarana (farafara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana [1.1]
Examples Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa. [2.996]

Updated on 2023/01/20