Entry famantaranandro
Elementary words famantarana ; andro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany [1.1]
Explanations in English [andro, the day.] A clock, a watch. [1.2]
 A watch, a clock [1.7]
Explanations in French Montre [1.8, 1.13]
 Horloge [1.8]
Examples 
1Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho. [2.356]
2tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. [2.59]
3Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. [2.332]
Vocabulary 
Compound words 
Articles 

Updated on 2023/08/02