|
|
|
|

Entry1  famantarana
Root  2  fantatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka
Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra
Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo
Explanations in English  5  [1.2] sign, an indication, a mark, a symptom.
6  [1.7] a sign, an indication, a mark
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] marque
8  [1.8] signe, indication
9  [1.13] signalisation, indice, symptôme
Examples  10  famantarana fa mpamosavy, hono. [1.437#]
11  Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508#]
12  Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285#]
13  Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381#]
Compound words 
Article  30  Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  31  famantarana, manatrafana

Updated on 2023/06/15