|
|
|
|

Entry1  famaly
Root  2  valy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamaly
Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny
Explanations in French  5  [1.3] ce qu'on peut répondre
manière de répondre
Examples  6  Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324]
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :

Anagrams  9  afalim, alafim, famaly, filama, mafy la

Updated on 2023/01/20