Entry famalanana (valana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy fanaovana izay hivalanana, fampivalanana [Rajemisa 1985]
 fanadiovan-kibo [SLP 1986]
Explanations in French purgatif [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry famalanana (valana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandefasana hanaraka ny rano
¶ fandroahana, fampihatahana lavitra
¶ fanasiana fandairandoko amin' ny lamba
¶ fandisoana feon-kira [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31