Entry (1/2) | 1 famakiana |
Root | 2 vaky |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampitresahana fandalovana eo afovoany fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada |
Explanations in French |
5 [1.3] l'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif 6 [1.13] fendage |
Examples |
7 Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy. [2.117] 8 ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha; [2.59] 9 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576] |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/2) | 12 famakiana |
Root | 13 vaky |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Karazam-panafody atao fampivalanana |
Vocabulary |
16 Health |
Anagrams | 17 famaikana, famakiana, fanamaika |
Updated on 2023/02/16 |