Entry | faisana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Zava-mahazo, mahavoa, mampangirifiry izay toy ny famaizana tamin' ny zavatra ratsy natao: Mitondra faisana, mahita faisana [1.1] | ||
Explanations in English | A wound, an injury to body or mind. [1.2] | ||
A scar, a wound; lasting ill effects; an insult [1.7] | |||
Explanations in French | Blessure, cicatrice; suites d'une blessures [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | faisana, fasiana, fiasana, safiaña |
Updated on 2023/08/24 |