Entry faingomihantona (faingo, hantona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika
-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka [Rajemisa 1985 page 198]
 maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [Rajemisa 1985 page 198]
Explanations in French [ faingo mihantona ] apostrophe [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Vocabulary 
Tables and plates Punctuation marks

Updated on 2022/01/19