Entry |
fahitana
(hita)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny maso Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1]
|
Explanations in English | Sight, vision [1.7]
|
Explanations in French | La vue, l’instrument [1.3]
|
| La vue; une vision [1.8]
|
Examples |
1 | Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa.
[2.472]
|
2 | Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy.
[2.895]
|
3 | Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra.
[2.928]
|
|
Vocabulary |
Analogs |
fanamboloana ~
fandrenesana ~
fitsapana ~
fitsiroana |
Proverbs |
Article |
|