Entry | fahihirana (hihitra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitsitsiana tafahoatra [1.1] | |
Explanations in French | L'avarice, la parcimonie [1.3] | |
Examples | Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany.
[2.996] | |
Updated on 2023/01/06 |