Entry fahiazana (hia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) Loza ny fahiazan' itỳ zaza itỳ: hita mitrakitra-erỳ ny taolan-tratrany [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20