|
|
|
|

Entry1  fahefana
Root  2  efa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao
Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola
Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray
Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany
Explanations in English  5  [1.7] power, authority;
Explanations in French  6  [1.8] puissance, autorité
Examples  7  Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470]
8  Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2023/07/13