Entry | ![]() |
fahefana (efa) | ||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Malagasy definition | Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao ¶ Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola ¶ Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray ¶ Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [Rajemisa 1985] | |||||||||
English definition | power, authority; [Hallanger 1973] | |||||||||
French definition | puissance, autorité [Hallanger 1974] | |||||||||
Examples |
| |||||||||
Morphology |
| |||||||||
Compound words, titles, names |
| |||||||||
Updated on 2013/12/17 |
![]() |