Entry fahavarana (vatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza [1.1]
Explanations in English Willingess to endure or to carry on [1.7]
Explanations in French Volonté de supporter ou d'accomplir [1.8]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20