Entry fahatsiahivana (tsiahy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatsiarovana [1.1]
Explanations in French Le souvenir, la mémoire, la cause [1.3]
Examples Misy tantara iray momba ny nendra nandona ahy mafy tamin' izany, ary na mandrakizao aza dia mbola mampihoron-koditra ahy ihany ny fahatsiahivana azy? [2.472]

Updated on 2023/01/06