Entry | fahatra | |||||||||||||||
Part of speech | Unspecified | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | See fahana, vahatra. [1.2] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entry | fahatra | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo:
-- ny loha lela: r -- ny lany lela: 1 -- ny lanilany: g -- ny nify: t -- ny molotra: m ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [1.1] | |||||||||||||||
Entry | fahatra | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Mpamorona [1.78] | |||||||||||||||
Anagrams | fahatra, hafatra |
Updated on 2020/07/31 |