Entry fahatoranana (torana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety [1.13]
Explanations in French évanouissement, perte de connaissance [1.13]
Examples 
1Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. [2.472]
2Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. [2.4]

Anagrams 

Updated on 2023/06/08