Entry fahatezana (teza)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [1.1]
 Faharetana ela [1.13]
Explanations in French Durabilité [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/01/20