Entry fahatahorana (tahotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1]
Explanations in English Fear; a fearful attitude [1.7]
Explanations in French Crainte, frayeur [1.8]
Examples 
1ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588]
2ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296]
3Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353]
Vocabulary 
Synonyms hatahorana
Articles 

Updated on 2023/01/20