|
|
|
|

Entry1  fahatahorana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny
Explanations in English  4  [1.7] fear; a fearful attitude
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] crainte, frayeur
6  [1.3] la cause de la crainte, ce qui fait peur: Ny fahalahorana an’ Andriamanitra ihany no mampandositra ny ratsy (La crainte de Dieu seule fait éviter le mal)m:txt>
Examples  7  [2.588#] ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona.
8  [2.296#] ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy.
9  [1.353#] Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana.
Vocabulary  10  Emotions
Root  11  tahotra
Synonyms  12  hatahorana
Article  13  Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/02/23