Entry fahasorisorena (sorisory (sory))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahasosorana, fahadisadisana, fahadikidikiana [1.1]
Explanations in French Ennui, vexation, chagrin [1.3]
Examples Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena [2.996]

Updated on 2023/01/06