Entry | fahasondrianana (sondriana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Havarianana, harenohana [1.1] | |
Explanations in French | Le ravissement, la distraction [1.3] | |
Examples | Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody.
[2.59] | |
Synonyms | hasondrianana | |
Updated on 2023/01/06 |