Entry fahasoavana (soa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara
¶ Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta [Rajemisa 1985]
Explanations in English goodness; grace and kindness [Hallanger 1973]
Explanations in French bonté, grâce [Hallanger 1974]
Articles 

Updated on 2020/07/31