Entry | fahasimbana (simba) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fery amin'ny taova iray. Tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa. [1.13] | ||
Explanations in French | Lésion. Panne. [1.13] | ||
Examples | Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina.
[4.27] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/08/27 |