Entry fahasiaka (siaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny toetran' ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan' ity sakay ity [Rajemisa 1985]
Synonyms hasiaka

Updated on 2009/02/23