Entry fahasalamàna (salama)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena [Rajemisa 1985]
English definition   the state of one's health; good health [Hallanger 1973]
French definition   santé [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   paix, bonheur [Abinal 1888]
Examples  
1Manao ahoana ny fahasalamana? [Andraina: Mitaraina, page 174]
2Fahasalamana tsy haha ory azy. [Ndemahasoa: Antakay, page 44]
3ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; [Rabemolaly: Fary, page 197]
4Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. [FOFAFIPE: Rosovola, page 112]
Vocabulary  
Synonyms   hasalamàna
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/11/05