Entry faharisihana (risika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray [1.1]
Examples 
1Tsy nanana faharisihana velively izy. [2.472]
2Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. [1.369]
Synonyms harisihana

Updated on 2023/01/06