Entry faharazana
Elementary words faha ; razana
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [1.1]
Explanations in English In ancestral times [1.2]
Explanations in French Du temps des ancêtres [1.3]
Examples Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana. [2.113]
Morphology 
Simple : faharazana
Prefixed : -paharazana
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/17