|
|
|
|

Entry1  fahanginana
Root  2  gina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana)
Explanations in English  5  [1.7] silence; quiet; loneliness
Explanations in French  6  [1.8, 1.5] silence
7  [1.8] action de se taire; solitude
Examples  8  Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany. [2.270]
9  Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana! [1.221]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Synonyms  12  fanginana, hanginana

Updated on 2023/01/20