|
|
|
|

Entry1  fahandroana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanamasahana amin' ny afo; ny asa atao rehefa mahandro
4  [1.13] fiketrehana, fandokiana
Explanations in French  5  [1.13] cuisson
Vocabulary  6  Economy: food
Root  7  handro
Other spellings  8  fandrahoana
Proverbs  9  Proverbs containing the word fahandroana

Anagrams  10  fahandroana, fandarohana, fandrahanao, fandrahoana, fandroahana, handarofana, handraofana

Updated on 2025/03/22