Entry fahandro (handro)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra?
¶ Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao [Rajemisa 1985]
Quotes 

Entry fahandro (handro)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31