|
|
|
|

Entry1  fahamaotiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 fotoanan'ny fiainana izay mahatonga fiovana eo amin'ny endrika, feo, toetra sy fiasan'ny taovam-pananahan'ny zaza hiditra ho olon-dehibe [1.13]
Explanations in French  4 puberté [1.13]

Updated on 2025/09/12