Entry fahamalina (malina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny fahamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [1.1]
Synonyms hamalina

Anagrams 

Updated on 2023/01/20