| Entry | 1 fahaleovantena |
| Elementary words | 2 fahaleovana, 3 tena |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [fahaleovan-tena] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony
[1.1#194] |
| Explanations in English |
6 [fahaleovan-tena] independence
[1.7] |
| Explanations in French |
7 [fahaleovan-tena] indépendance
[1.8] 8 indépendance [1.5#191] |
| Examples |
9 nahazo fahaleovantena i Madagasikara.
[2.472]
10 Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. [2.4] 11 Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|