Entry fahalavorariana (lavorary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fahalavorariana / Mahavariana ny fahalavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1]
Examples Moa tsy fara-fahendrena - fa efa nifanitsy amin' ny " Didim-pitiavana " notorin' ilay fanaperana amin' ny olon-kendry eran' ny taona sy ny tany rehetra ho fahalavorariana - ny manangana ny Fihavanana hirafetan' ny fiaraha-miaina manontolo? [2.296]
Synonyms halavorariana

Updated on 2023/01/06