Entry fahagola (gola)
Part of speech   adjective
English definition   ancient, very ancient. [Richardson 1885]
French definition   archaïque [SLP: Voambolana]
Examples   Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [Randriamamonjy: Tantara, page 430]
Synonyms   fahagolan-tany
Articles  

Entry fahagola (gola)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola
Mitovy hevitra: fahiny [Rajemisa 1985]
   taloha, fahiny [SLP: Voambolana]
English definition   anciently, in former times. [Richardson 1885]
   in olden times [Hallanger 1973]
French definition   anciennement [Hallanger 1974]
Examples  
1Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [FOFAFIPE: Rosovola, page 120]
2Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [Rabemolaly: Fary, page 235]
Vocabulary  
Synonyms   fahagolantany

Updated on 2017/06/29