Entry fahagagana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina [Rajemisa 1985]
English definition   wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle. [Richardson 1885]
   a wonder, a miracle; astonishment [Hallanger 1973]
French definition   miracle, prodige; étonnement [Hallanger 1974]
Synonyms   hagagana
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29