Entry fahafito (fito)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina [1.1]
Explanations in English The seventh [1.2]
Explanations in French Septième [1.3]
Examples 
1Nigadona ny fahafito taonako. [2.529]
2Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [2.245]
3dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Vocabulary 
Compound words 

Entry fahafito (fito)
Part of speech noun
Explanations in English Seven fathoms. [1.2]
Explanations in French Sept brasses [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/03