Entry fahafenoana (feno)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. [1.1]
Explanations in English Fullness, completion [1.7]
Explanations in French PlĂ©nitude [1.8]
Examples Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra, [2.996]
Morphology 
Simple : fahafenoana, fahafenoako, fahafenoanao, fahafenoany, fahafenoantsika, fahafenoanay, fahafenoanareo, fahafenoan', fahafenoan-, fahafenoam-, fahafenoa-
Prefixed : -pahafenoana, -pahafenoako, -pahafenoanao, -pahafenoany, -pahafenoantsika, -pahafenoanay, -pahafenoanareo, -pahafenoan', -pahafenoan-, -pahafenoam-, -pahafenoa-
Synonyms hafeno ~ hafeno ~ hafenoana

Updated on 2023/02/03