Entry fafy katrana
Elementary words fafy ; katrana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1]
 Fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha
Fafy gaboraraka [1.13]
Explanations in English Sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2]
Explanations in French Riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3]
Explanations in Malagasy Méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable
Dilapidation [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/10/12