Entry fafazana (fafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan' anana apariaka amin' ny tany mba haniry: Hofafazako vary itỳ tany itỳ
Asiana: Nofafazany tehamoina ny zanany [1.1]
Explanations in English To be sown. Used in speaking of the land on which the seed is cast. [1.2]
Morphology 
Present : fafazana, fafazako, fafazanao, fafazany, fafazantsika, fafazanay, fafazanareo, fafazan', fafazan-, fafazam-, fafaza-
Past : nofafazana, nofafazako, nofafazanao, nofafazany, nofafazantsika, nofafazanay, nofafazanareo, nofafazan', nofafazan-, nofafazam-, nofafaza-
Future : hofafazana, hofafazako, hofafazanao, hofafazany, hofafazantsika, hofafazanay, hofafazanareo, hofafazan', hofafazan-, hofafazam-, hofafaza-
Imperative : fafazo

Updated on 2023/01/20