Entry fadina (fady)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao [Rajemisa 1985]
English definition   to be abstained from, to be refrained from. [Richardson 1885]
   to be tabooed, to be avoided [Hallanger 1973]
French definition   Dont on s'abstient, dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas [Abinal 1888]
   dont on s'abstient [Hallanger 1974]
Morphology  
fadina
fadiko
fadinao
fadiny
fadintsika
fadinay
fadinareo
fadin'
fadin-
fadim-
fadi-
nofadina
nofadiko
nofadinao
nofadiny
nofadintsika
nofadinay
nofadinareo
nofadin'
nofadin-
nofadim-
nofadi-
hofadina
hofadiko
hofadinao
hofadiny
hofadintsika
hofadinay
hofadinareo
hofadin'
hofadin-
hofadim-
hofadi-
fadio

Updated on 2013/10/01