Entry | FAAK | |
Part of speech | noun (acronym) | |
Explanations in Malagasy | Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin’ny Kolikoly [3.1] | |
Examples | Mba hahafahana miady bebe kokoa amin' ny kolikoly àry dia notapahin' ny Filoham-pirenena fa atsangana ny Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin' ny Kolikoly (FAAK) Rafitra miankina mivantana amin' ny Fiadidiana ny Repoblika ny FAAK.
[4.27] | |
Tables and plates | Acronyms | |
Anagrams | FAAK, faka |
Updated on 2022/04/16 |