Entry ezaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa
¶ Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady
¶ Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso. [Rajemisa 1985]
English translation a serious effort [Hallanger 1973]
French translation course [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 tension [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte [Abinal 1888]
 effort [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 entrain [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là) [Abinal 1888, page 133]
2Hanao ezaka araka izay vitantsika. [Andraina: Mitaraina, page 129]
3Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [Andriamalala: Fasana, page 4]

Updated on 2020/07/31