Entry eveka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Fiv. kat.) Dimbin' ny apostoly, nandray ny sakaramentan' ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan' ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin' ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka [1.1]
Explanations in English A bishop [1.7]
Explanations in French évêque [1.8]
Origin French: évêque.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31