Entry evanevana
Part of speech noun
Malagasy definition Anelanelan' ny roa tonta tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, latsaka afovoany: Mandeha an' evanevany izy. [Rajemisa 1985]
 tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, latsaka afovoany [SLP: Voambolana]
French definition neutre [Abinal 1888, SLP: Voambolana]
 intermédiaire, sans toucher ou appartenir à l’un ou à l’autre [Abinal 1888]
Examples Mandeha an’ evanevana ou mandeha evanevana izy (Il va entre les deux, il n'est ni pour l’un ni pour l’autre) [Abinal 1888]
Derivations 

2017/06/15