|
|
|
|

Entry1  ety dia ety
Elementary words  2 ety, 3 dia
Part of speech  4  adjective
Examples  5  Ity dia tendrombohitra mideza, anefa ny lalana ety dia ety. [2.649#1023]
6  Tsy maintsy nandalo amin' ny lavabato ety dia ety sy lalina tokoa vao tonga any. [1.508]
7  Ny trano nitoerany dia trano kely tampify, iva dia iva sady ety dia ety, ka tsy mahazo mitsotra akory izy eo am-pandriana. [2.285#286]

Updated on 2026/01/11