Entry | 1 etsetra |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [1.1] |
Explanations in English |
4 and so forth [1.7] |
Explanations in French |
5 corruption de et caetera [1.3#132] 6 et cetera [1.8] |
Other spellings | 7 ets |
Tables and plates |
8 All the pronouns 9 All the pronouns |
Updated on 2022/11/05 |